Entry | 1 kely ambaitra |
Elementary words | 2 kely, 3 ambaitra |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 malemilemy ka mila fitandremana fatratra [1.1] |
Explanations in French |
6 très dangereux très délicat, qui exige une grande attention, qu'un petit manquement rend funeste [1.3] |
Examples |
7 kely ambaitra ny zaza, mora andairana ka maro ny toe-javatra na tsara na ratsy nety ho nandalo dia raikitra.
[2.356]
8 Tian-dRainitoandro hitondrana amin' io karaza-mofo io ny zanany, saingy kely ambaitra no lafo loatra araka ny fiheverany azy, koa dia naleony ihany mofo gasy matevina sy ramanonaka be menaka; [2.470] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |